MITAO FORECAST
NIHENA HATRAMIN’NY 98% NY TAHAM-PAHAFATESAN’IREO MPANJONO AN-DRANOMASINA
Efatra (4) andro mialoha dia efa mahafantra avy hatrany ny mety ho toetry ny andro ireo mpanjono eny ifotony amin’ny alalan’ny takelaka famantarana mialoha ny toetr’andro na (tableau agro-meteorologique) avy amin’ny Tetikasa #Mitao_Forecast . Tanjona ny hiarovana ny amin’izy ireo amin’ireo loza an-dranomasina mitranga ateraky ny fiovaovan’ny toetr’andro ka handraisan’izy ireo fanapahan-kevitra avy hatrany Miisa 3000 eo ho eo ireo « village des pêcheurs » eto Madagasikara izay samy nametrahana ny « tableau agro météorologie » ka nampihena hatramin’ny 98% ny taham-pahafatesan’ireo mpanjono izay miisa 150 000 eo ho eo Raha eto amintsika. Arak’izany nampiasaina amin’ny takelaka famantarana ireo « code couleur » miisa efatra (maintso, mavo, orange ary ny mena) ka na ireo Zaza 5taona miakatra na ireo vadina mpanjono na ireo tsy mahay mamaky teny dia mahafantatra avy hatrany fa tokony na tsy tokony hivoaka an-dranomasina ireo mpiandrika. Eo ihany koa ny resaka fizahantany izay misy amin’ireo mpanjono mitondra ireo mpizahantany eny an-dranomasina amin’ny lakana (sortie en mer). Hita fa Anisan’ny Tetikasa mipaka mivantana amin’ny fiainan’ny vahoaka eny ifotony ity Tetikasa natsangan’A/toa Toky Sylvestre ity satria tsotra kanefa miaro Ary manampy betsaka amin’ny fihenan’ny taham-pahafatesan’ireo mpanjono. Azo tsapain-tanana ny fahombiazan’izany Tetikasa izany Teto Madagasikara ka ho haparitaka manerana ny Africa izany fahaiza-manaontsika amin’ny fiarovana ireo mpanjono izany. Notanterahina Anio 28 Febroary arak’izany fanaingana amin’ny Fomba ofisialy ny Tetikasa MITAO FORECAST AFRIKA izay natrehin’A/toa Minisitra MAHATANTE Paubert, R/toa Minisitry ny fizahantany Viviane DEWA . #MPEB #MITAO_FORECAST #METEO #SECURITEEN MER #MPANJONO
Tolagnaro, Faritra Anôsy
Atrikasa iraisam-paritra Androy sy Anôsy karakarain’ny Programa AFAFI-SUD.
Notanterahina tao Tolagnaro ny faha 27 Febroary 2025 tao amin’ny Hotely Azura ny Atrikasa iraisam-paritra Androy sy Anôsy mahakasika ny Programa Afafi-Sud izay teo ambany fitarihan’ny Governoran’ny Faritra roa mirahavavy. Natao indrindra ity atrikasa ity hampisehoana ireo asa vitan’ny Programa, ny paikady nentina nametraka ny fampaharetana ny asa ary ny fanolorana ny STD sy CTD fitaovana maro samihafa izay teo ampelantananan’ny programa hoentina manohy sy manaraha-maso sy asa vita sy hanampy azy ireo amin’ny filany. Nisy ihany koa ny fanolorana ireo zava-bita sy vokatra ary ny paikady napetraky ny #GIZ_Prada hanamafisana ny faharetan’ny asa vita. Ny taona 10 Aprily 2018 no nanomboka niasa ny Programme Afafi-sud ary nisahana faritra telo dia ny faritra Androy, Anôsy ary Atsimo Atsinanana ary hifarana amin’ny faran’ny 31 Mars 2025 izao. Tompon’andraikitra sy mpiara-miombon’antoka maro avy amin’ny Faritra Androy sy Anôsy no tonga niatrika sy nanome voninahitra ity atrikasa ity, anisan’izany ny solontenan’ny Tale ny #BACE ary ireo ekipan’ny #Programa_Afafi_Sud. #MPEB #DRPEB
Ivandrika, Faritra Ihorombe
Fitsidihana toerana fiompiana trondro ao amin’ny Fokontany Ivandrika, Kaominina Ambanivohitra Zazafotsy, Distrikan’Ihosy, Faritra Ihorombe no notanterahina ny faha 27 Febroary 2025
Nidina ifotony nijery ilay dobo fanangonan-dranon’orana natao hamatsiana rano ireo tanimbary fiompiana trondro sy ireo dobon-trondro ao an-toerana mandritra ny main-tany, ny avy ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga Ihorombe. Nisy ihany koa fakana zanatrondro karpa miisa 2000 tao Ivandrika izay naterina tany Anteva, Fokontany Ambinanintelo, Kaominina Ambanivohitra Ambatolahy ka narotsaka tao amin’ny dobon-trondro miendrika ranovory izay iompiana trondro isan-taona ka eritreretina ho vokatra any amin’ny volana Novembre any. Marihina fa mamokatra trondro manodidina ny 700kg eo ity dobo miendrika ranovory ity isan-taona ary efa fanitelony izao natao androany izao. #MPEB #DRPEB_Ihorombe #Fampamokarana_ny_Atirano
The Future of Green Energy
The Future of Green Energy: Challenges and Prospects Green energy, also known as renewable energy, has emerged as a critical solution to global energy challenges. With the world facing climate change, resource depletion, and environmental degradation, the transition from fossil fuels to sustainable energy sources is more urgent than ever. The development of green energy is not only crucial for reducing greenhouse gas emissions but also for ensuring energy security and economic sustainability. This article explores the current state of green energy, its benefits, challenges, and future prospects. The Current State of Green Energy Green energy encompasses various sources, including solar, wind, hydro, geothermal, and biomass. In recent years, significant advancements in technology and policy support have led to a rapid increase in renewable energy adoption worldwide. According to the International Energy Agency (IEA), renewable energy accounted for nearly 30% of global electricity generation in 2022, with wind and solar power experiencing the fastest growth. Solar Energy Solar power has become one of the most promising renewable energy sources. Advances in photovoltaic (PV) technology have drastically reduced costs, making solar panels more accessible to households and industries. The efficiency of solar panels has also improved, with some modern models converting over 22% of sunlight into electricity. Countries like China, the United States, and India are leading in solar energy deployment. Wind Energy Wind power has also seen exponential growth, particularly in regions with strong and consistent winds. Offshore wind farms have gained popularity due to their ability to generate higher amounts of electricity compared to onshore farms. Denmark and the United Kingdom are among the pioneers in offshore wind energy development. Hydropower Hydropower remains the largest source of renewable electricity, contributing over 50% of the global renewable energy supply. Large-scale hydroelectric dams, such as the Three Gorges Dam in China, play a crucial role in meeting energy demands. However, environmental concerns related to habitat disruption and water resource management pose challenges to its expansion. Geothermal and Biomass Energy Geothermal energy, which utilizes heat from the Earth’s core, is a stable and reliable source of power, particularly in geologically active regions like Iceland and Indonesia. Biomass energy, derived from organic materials, offers a versatile alternative to fossil fuels, especially in heating and transportation. Benefits of Green Energy Environmental Protection – Green energy significantly reduces carbon emissions, mitigating the effects of climate change. Energy Independence – Countries can reduce their dependence on imported fossil fuels by utilizing locally available renewable resources. Economic Growth and Job Creation – The renewable energy sector has become a major driver of employment, with millions of jobs created globally in solar, wind, and bioenergy industries. Long-Term Cost Savings – While initial investments in green energy infrastructure can be high, operational costs are lower compared to fossil fuel-based power plants. Technological Innovation – The rapid advancement in energy storage, smart grids, and efficiency improvements continues to enhance the viability of renewables. Challenges in Green Energy Development Despite its many benefits, green energy still faces several obstacles: Intermittency and Storage – Solar and wind energy depend on weather conditions, necessitating efficient energy storage solutions. High Initial Costs – Although costs are decreasing, the initial investment required for renewable infrastructure remains a barrier, especially in developing countries. Grid Integration – Many power grids were designed for fossil fuels and require significant upgrades to accommodate fluctuating renewable energy inputs. Land and Resource Use – Large-scale renewable projects require significant land and material resources, leading to potential conflicts over land use. Policy and Regulatory Barriers – Inconsistent policies, lack of incentives, and bureaucratic challenges can slow down the adoption of green energy technologies. The Future of Green Energy The future of green energy looks promising, with several emerging trends and technologies set to accelerate its growth: Advancements in Energy Storage – Breakthroughs in battery technology, such as lithium-ion and solid-state batteries, will enhance energy storage capabilities, making renewable energy more reliable. Hydrogen Energy – Green hydrogen, produced through electrolysis using renewable energy, has the potential to revolutionize industries that are difficult to decarbonize, such as steel manufacturing and aviation. Smart Grids and AI Integration – The implementation of smart grids and artificial intelligence in energy management will optimize electricity distribution and reduce inefficiencies. Decentralized Energy Systems – More households and businesses are adopting decentralized energy solutions, such as rooftop solar panels and microgrids, reducing reliance on centralized power plants. Government and Private Sector Collaboration – Stronger partnerships between governments, private companies, and research institutions will drive further innovation and investment in renewable energy.
FIANGONANA LOTERANINA MALAGASY , SINAODAM-PARITANY AFOVOANY
FIFAMPIZARANA NIARAHANA TAMIN’ATOA MINISITRA MAHATANTE PAUBERT
Nandritra ny fihaonam-be ny FANILO (FAmpandrosoana ANIvon’ny LOterana) sy ATN (Ampiasao ny Talentanao) Teto Antananarivo dia Anisan’ny Liana amin’ny resaka manodidina ny Jono sy ny Toekarena Manga izy ireo Ankoatry ny Sehatr’asa izay hiandreketan’izy ireo eo anivon’ny fiangonana loteranina malagasy. Tsy nisalasala arak’izany izy ireo nangataka an’A/ toa Minisitra MAHATANTE Paubert hifampizara sy hifanakalo hevitra amin’izy ireo mahakasika izany. Efa misy amin’izy ireo ihany no misehatra amin’izany izay nanamafy ny fahaiza-manaony , ireo izay vao hiantsehatra Ary ireo izay Liana te ahafantatra ireo teknika sy ny vokatsoa azo avy amin’ny fiompiana trondro sns . Solontena Mpandrindra FANILO 16 avy amin’ny synodam-paritany samy hafa ary Mpandrindra ATN Faritra 05 no niatrika ny fifampizarana izay mavitrika tamin’ny fandraisana anjara tamin’ny alalan’ireo fanontaniana maro . Hirariana arak’izany fa hampihatra avy hatrany izay lesona azony manodidina ny Toekarena Manga sy fiompiana trondro izy ireo . Anisan’ny Voaresaka tao ny fomba hamadiana ireo loharano ho lasa loharanombola amin’ny alalan’ny Fitrandrahana ireo harena rehetra ao anatin’ny fikajiana ny tontolo iainana . Marihina fa Ny Toekarena Manga dia fitambaran’ny resaka Fanjonoana , fihariana anaty rano , fitanterana an-dranomasina, fizahantany mifandraika am rano, seranantsambo sy ny asa rehetra manodidina azy, angovo Azo avaozina mifandraika am rano , harenan-kibon’ny tany mifandraika am rano , tontolo iainana ahitana ny fanodidinana ny fako sns… #MPEB #TOEKARENAMANGA #JONO #FIFAMPIZARANA.
Fkt Ambinany, Analankininina ary Andatsadrano ; Kaominina Soanierana Ivongo, Distrikan’I Soanierana Ivongo, Faritra Analanjirofo
Fanentanana ifotony ireo Mpanjono tao an-toerana
Ny talata faha 25 Febroary 2025 lasa teo dia nanatanteraka fidinana ifotony tao amin’ny Fkt Ambinany sy Analankininina ary Fkt Andatsadrano izay samy ao anatin’ny Kaominina Soanierana Ivongo ireo Teknisianina avy eo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga (DRPEB) Analanjirofo izay narahina fampahafantarana sy fanentanana nahakasika lohahevitra maro. Anisan’ny noresahina tamin’izany ny fampahafantarana ireo mpanjono ny mahakasika ny lalàna mifehy ny Jono an-dranomasina, teo ihany koa ny fanentanana ireo mpanjono momba ny fanampoizinana vokatry ny fihinanana haza an-dranomasina amin’ny fotoana mahavoarara izany na ny ICAM « Intoxication par la consommation d’Animaux Marins » satria mbola ao anatin’ny fotoanan’ny andro mafana isika izao. Nofaranana tamin’ny fanentanana ireo mpnajono mba hiroso hatrany eo amin’ny sehatry ny ara-dalàna ny fanentanana mba hahafahan’izy ireo hisitraka ireo tohana maro avy amin’ny Ministera. Nisy nandritra izao fidinana ifotony izao ny fanisàna ireo lakana izay mbola tsy manana laharana na « plaque d’immatriculation » ary resy lahatra ny rehetra fa hiroso avy hatrany amin’ny fametrahana ireo laharana isan-dakana tsy ho ela ny ekipa avy ao amin’ny DRPEB izay hiaraka amin’ireto mpanjono ireto hanatontosa izany. #MPEB #DRPEB_Analanjirofo# Soanierana_Ivongo #Fanentanana_Ifotony #Mpanjono #ICAM #Lalàna_Jono_andranomasina
Kaominina Ambonivohitra Fianarantsoa, Distrikan’I Fianarantsoa I, Faritra Matsiatra Ambony
Fihaonana teo amin’ny Sampandraharaha ho amin’ny Fangaraharana sy ny ady amin’ny kolikoly (STAC) sy ny DRPEB Matsiatra Ambony.
Taorian’ny Faritra Amoron’i Mania dia nitohy tao amin’ny Faritra Matsiatra Ambony indray ny fitsidihana nataon’ny Sampandraharaha ho amin’ny Fangaraharana sy ny ady amin’ny kolikoly (STAC) avy eo anivon’ny Ministeran’ ny Jono sy ny Toekarena manga androany faha 26 Febroary 2025. Anisan’ny voaresaka sy nampatsiahivina tamin’izany ireo toetra sy fomba fitondra-tena tokony hananan’ny mpiasa eto anivon’ny Ministera, eo ihany koa ny drafitrasa tokony ho tanterahina hiadiana amin’ny kolikoly ho an’ny DRPEB Matsiatra Ambony ary ny fandinihana ireo tohan-kevitra rehetra ilaina hisorohana sy hiadiana amin’ny kolikoly. Izao no tontosa dia noho ny tantsoroka avy amin’ny Tetikasa PPSPAS izay hiarahana amin’ny Vondrona Eropeanina. #MPEB # STAC# DRPEB_Matsiatra_Ambony #PPSPAS
Ivandry-Antananarivo, Faritra Analamanga
Atrikasa Famaranana ny Tetikasa STAT SANOI ary fanolorana ny « Les Plateformes d’information sur l’Agriculture et la Sécurité Alimentaire et Nutritionnelle ».
Nandritra ny telo taona no nisin’ny tetikasa STAT SANOI izay niarahana tamin’ny Vondrona Eoropeanina nampian’ny FAO izay nanagona ireo antontanisa eo amin’ny sehatry ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono. Ankehitriny tapitra ilay tetikasa ary misy ny « plateforme » izay napetraka afahana manana ireo antontanisa rehetra eo amin’ireo sehatra telo ireo. Zava-dehibe ny fananana izany antontanisa izany ahafantarana firy marina ny vokatra ananantsika sy ny fomba izarantsika azy, firy no mbola tadiavina sy ny fomba itadiavana izany. Manampy betsaka amin’izany ny fampiasana ny haitao ara-kajy mirindra ka amin’ny alalan’ny finday dia efa fantatra ny zava-misy amin’izao vanim-potoana iainantsika izao hoe aiza no misy vokatra, ny habetsany, ary aiza ireo no alefa. Tsara ny manamarika fa iarahantsika amin’ny avy ao amin’ny Nosy Seychelles, Maurice ary Comore izao tetikasa izao atao izao ary indrindra ilay « Plateforme » izay vao napetraka. Ankehitriny dia antsika ilay « plateforme » ary anjarantsika no mametraka ireo antontanisa ao anatin’izany. Atoa Minisitra MAHATANTE Paubert moa no nanokatra ity Atrikasa ity tamin’ny fomba ofisialy notronin’Atoa Solotena maharitry ny FAO eto Madagasikara sy Atoa Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Atrikasa notanterahina teny amin’ny Novotel Ivandry-Antananarivo. #MPEB #FAO #STAT_SANOI #antontanisa #Fambolena #Jono
Ambositra, Faritra Amoron’i Mania
Nidina ifotony ny avy ao amin’ny #STAC, nampahafantatra sy nanentana ny « standard de service et de comportement » an’ireo mpasa eo anivon’ny Ministera sy ny ratsamangaika misy ao aminy.
Navohitra ireo mety ahitana kolikoly eto amin’ny sehatry ny asa eo anivon’ny Ministera ary naroso ihany koa ny tokony hatao hanoerana izany. Azo tsapaintanana, arak’izany ny asa vita eo amin’ny fanantontosana ny PTA ho any Faritra Amoron’i Mania izay hoentina miady amin’ny kolikoly. Natao ny faha 24 Febroary 2025, izany fidinana ifotony izany, tao Ambositra, Faritra Amoron’i Mania, izay niarahana tamin’ny #DRPEB_Amoron_i_Mania. #MPEB #Ady_amin_ny_kolikoly #PPSPAS
ChatGPT could get a GPT-5 upgrade as soon as this summer heres what we know so far
New report says GPT-5 is coming soon and materially better GPT-4.5 may not have been announced, but it’s much more likely to make an appearance in the near term. The launch of GPT-4 also added the ability for ChatGPT to recognize images and to respond much more naturally, and with more nuance, to prompts. GPT-4.5 could add new abilities again, perhaps making it capable of analyzing video, or performing some of its plugin functions natively, such as reading PDF documents — or even helping to teach you board game rules. The GPT-3.5 model is widely used in the free version of ChatGPT and a few other online tools, and was capable of much faster response speed and better comprehension than GPT-3, but still falls far short of GPT-4. GPT-4.5 would be a similarly minor step in AI development, compared to the giant leaps seen between full GPT generations. For more popular guides, here’s the need-to-know details about Snapchat My AI and whether or not you can delete it. Potentially, with the launch of the new model, the company could establish a tier system similar to Google Gemini LLM tiers, with different model versions serving different purposes and customers. Currently, the GPT-4 and GPT-4 Turbo models are well-known for running the ChatGPT Plus paid consumer tier product, while the GPT-3.5 model runs the original and still free to use ChatGPT chatbot. We’re already seeing some models such as Gemini Pro 1.5 with a million plus context window and these larger context windows are essential for video analysis due to the increased data points from a video compared to simple text or a still image. LLMs like those developed by OpenAI are trained on massive datasets scraped from the Internet and licensed from media companies, enabling them to respond to user prompts in a human-like manner. However, the quality of the information provided by the model can vary depending on the training data used, and also based on the model’s tendency to confabulate information. 2023 has witnessed a massive uptick in the buzzword « AI, » with companies flexing their muscles and implementing tools that seek simple text prompts from users and perform something incredible instantly. At the center of this clamor lies ChatGPT, the popular chat-based AI tool capable of human-like conversations. This is an area the whole industry is exploring and part of the magic behind the Rabbit r1 AI device. The current-gen GPT-4 model already offers speech and image functionality, so video is the next logical step. The company also showed off a text-to-video AI tool called Sora in the following weeks. At the time, in mid-2023, OpenAI announced that it had no intentions of training a successor to GPT-4. However, that changed by the end of 2023 following a long-drawn battle between CEO Sam Altman and the board over differences in opinion. Altman reportedly pushed for aggressive language model development, while the board had reservations about AI safety. Is GPT-5 being trained? The latest report claims OpenAI has begun training GPT-5 as it preps for the AI model’s release in the middle of this year. Once its training is complete, the system will go through multiple stages of safety testing, according to Business Insider. In the case of GPT-4, the AI chatbot can provide human-like responses, and even recognise and generate images and speech. Its successor, GPT-5, will reportedly offer better personalisation, make fewer mistakes and handle more types of content, eventually including video. Altman has previously said that GPT-5 will be a big improvement over any previous generation model. This will include video functionality — as in the ability to understand the content of videos — and significantly improved reasoning. I think before we talk about a GPT-5-like model we have a lot of other important things to release first. « We will release an amazing model this year, I don’t know what we will call it, » he said. « I think before we talk about a GPT-5-like model we have a lot of other important things to release first. » GPT-4.5 is expected to be able to process and generate extended text inputs while preserving context and cohesion. This enhancement will render the model more adaptable for complex tasks and better at discerning user objectives. OpenAI launched GPT-4 in March 2023 as an upgrade to its most major predecessor, GPT-3, which emerged in 2020 (with GPT-3.5 arriving in late 2022). OpenAI is under pressure to launch new generative AI products this year, especially ChatGPT updates. If it follows last year’s pattern, the company will hold its developer conference in November after the US elections. If a GPT 5.0 is not slated for release this year, OpenAI could mitigate the disappointment with updates to Dalle, the GPT store, further details on Sora, and a big splash around the release of ChatGPT 4.5. The development of GPT-5 is already underway, but there’s already been a move to halt its progress. A petition signed by over a thousand public figures and tech leaders has been published, requesting a pause in development on anything beyond GPT-4. Significant people involved in the petition include Elon Musk, Steve Wozniak, Andrew Yang, and many more. A major drawback with current large language models is that they must be trained with manually-fed data. Naturally, one of the biggest tipping points in artificial intelligence will be when AI can perceive information and learn like humans. This state of autonomous human-like learning is called Artificial General Intelligence or AGI. But the recent boom in ChatGPT’s popularity has led to speculations linking GPT-5 to AGI. How different will GPT-5 be? With OpenAI continuing to push the envelope, it’s unclear what exactly to expect from the next big patch. Fans of OpenAI’s products are understandably excited for the upcoming ChatGPT 4.5 release date. Here’s what we know about when GPT-4.5 will be available to download and when you’ll be able to use it. Hinting at its brain power, Mr Altman told the gpt 4.5 release date FT that GPT-5 would require more data