Baie de Tsimipaika , Nosy Faly ,Faritra DIANA
Toerana Anisan’ny malaza hatramin’izay amin’ny fanjonoana mahaloky
Toerana Anisan’ny malaza hatramin’izay amin’ny fanjonoana mahaloky ity toerana ity, trondro izay anisan’ny tsara tsiro indrindra .
Raha tsiahivina,tamin’ny 3 taona lasa dia mahatratra 30 taonina ny vokatra azo , nidina 18 taonina kosa izany tamin’ny 2 taona nohon’ny Fandalovan’ny rivodoza gamane ka ny taona lasa teo dia niakatra 30 taonina indray. Inoana kosa fa ho amin »ity taona ity dia hitombo mihoatra lavitra amin’ izany raha ny vokatra hita nandritra ny fanjonoana teny an-toerana ho an’ny Andro voalohany fanampin’izay ny habehin’ireo trondro.
Hirariana fa hihinana finaritra Isika malagasy satria Mbola ho aparitaka amintsika ity mahaloky ity ,Isika ao analamanga,sava , Vakinankaratra sns…
Izao no porofo fa ireo mpanjono dia Anisan’ny mampisakafo ara-pahasalamana ho antsika .