Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

DISTRIKAN’NY IKALAMAVONY ,FARITRA MATSIATRA AMBONY
FANDROTSAHANA ZANA-TRONDRO TETO MASIAMBOAY

Zana-trondro avy amin’ny fikambanan’ny mpanjono manodidina ny 1000 isa eo ho eo no narotsaka Teto Masiamboay androany izay Notanterahina nandritra ny fitsidihan’A/toa Minisitra MAHATANTE Paubert teny an-toerana. Izao no atao dia hita fa Miha-mihena ireo zana-trondro ao anaty rano Raha nambaran’ireo mpanjono an-toerana kanefa tsy tokony Hisy izany trondro lany tamingana izany fa na misy ny tsy fanaraha-dalàna na misy ireo biby mihinana azy .
Nohamafisina arak’izany ny fanentanana ireo olona Mba hanaja an-tsakany sy an-davany ny didi amam-dalana mifehy ny Jono fa indrindra ny tsy fampiasana ny lay misy odimoka amin’ny resaka fanjonoana mba hananana fanjonoana.
eu-ua.org
kidstravel2.com
oren-sarmats.ru