Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

Distrikan’ny Vohibato ,kaominina Alakamisy Itenina,Faritra Matsiatra Ambony
FAMPIOFANANA FIOMPIANA TRONDRO

Tontosa soamatsara ihany koa ny fampiofanana fiompiana trondro Teto amin’ny Kaominina Alakamisy itenina izay niarahana tamin’Atoa Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga MAHATANTE Paubert. Tonga nanatrika tao avokoa ireo olona isan-tsokajiny na Tanora na lahy na vavy na ireo renim-pianakaviana ihany koa izay manodidina 300 isa eo noho eo.
Anisan’ny manana tombony ihany koa izy ireo nohon’ny fisian’ireo farihy sy tanimbary Ary rano betsaka ao an-toerana. Azon’izy ireo atao tsara arak’izany ny mamadika ireo farihy sy renirano ho lasa loharanombola amin’ny alalan’ny Fiompiana trondro.
Nisy hatrany ny fanontaniana naraham-baliny taorian’ny fampiofanana Ary koa ny fampiharana izany eny an-kianja.
eu-ua.org
kidstravel2.com
oren-sarmats.ru