

Fivoriana savaranonando mialohan’ny hiatrehana ny fivorianan’ny vaomiera iombonana (Commission mixte) hiarahana amin’ny Vondrona Eoropeanina (UE) mahakasika ny fampiasam-bola avy amin’ny fanohanana ny sehatra (Appui sectoriel) araka ny fifanarahana ara-jono (Accord de pêche) MPEB Ampandrianomby, Antananarivo- AMPA Nanisana, Antananarivo Madagasikara:
Fivoriana faharoa iarahana amin’ny vaomiera iombonana (#Commission_mixte) Sy ny Vondrona Eoropeanina (#UE) mahakasika ny fampiasam-bola avy amin’ny fanohanana ny sehatra (#Appui_sectoriel) araka ny fifanarahana ara-jono (#Accord_de_pêche) . 2023 – 2027