Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

Faritra Melaky
Fidinanana tao amin’ny Nosy Barren

Ho fanamafisana ny fanentanana ireo mpanjono n’y amin’ny Faritra Arovana ao amin’ny Nosy Barren dia nisy ny fidinana ifotony tany an-toerana nataon’ireo manampahefana izay notarihin’ny DREDD sy DRPEB Melaky.
Nampahafantarina azy ireo tamin’izany ny Faritra arovana, ny DINA sy ny lalana mifehy ny jono Ary ny fifindramonina an’ireo mpanjono. Nosy Telo no nanaovana fanentanana tamin’ity andiany voalohany ity dia Nosy mangily, Nosy Lava Ary Nosy Dondosy.
Noararaotina tamin’izany ihany koa ny fihaonana tamin’ireo mpanangombokatra nanentanana azy ireo mba hanaraka ny fepetra rehetra amin’ny fivarotana hazan-drano. Marihina moa fa Blue ventures no nanampy ny arapitaovana izay vatsiany BAF vola.
eu-ua.org
kidstravel2.com
oren-sarmats.ru