Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

Fokontany Andemademaka, CR Manakambahiny Est, Distrikan’ Ambatondrazaka, Faritra Alaotra Mangoro
Akon’ny fiofanana fiompiana trondro.

Faly ireo olona efa niandrandra fiofanana fiompiana trondro efa ela, fa tontosa androany izany. Ity toerana ity no sisiny atsinana an’ny Faritra Alaotra Mangoro manomamorina ny ala atsinanana.
Fiompiana tilapia andobo no tena nifantohana teto, ary miankina amin’ny sakafo misy eo an-toerana dia votry sy mangahazo izany. Tsy adino koa ny fisafidiana toerana azo hompiana, sy ny anavahana ny lahy sy vavy amin’ny trondro. Miisa 17 no nanatrika izany.
Hisaorana manokana ny « Conservation Internationale » izay hanome tosika zanatrondro sy sakafo ho an’ireo nanaraka izao fiofanana.
eu-ua.org
kidstravel2.com
oren-sarmats.ru