Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

FORUM DES JEUNES AFRICAINS SUR L’ÉCONOMIE BLEUE #FOJAEB , TOLIARA

J-19 Mialohan’ny hetsika lehibe FOJAEB 2025 izay ho Tanterahina eto toliara ny 17 au 19 Aprily 2025 dia miezaka manakaiky sy mifampizara mivantana amin’ireo tanora eto an-toerana ny ekipan’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga izay tarihin’A toa Minisitra MAHATANTE Paubert.
Hampahafantarina azy ireo ny maha-zava-dehibe ny hetsika toy izao ho an’ny firenena indrindra ho an’ny ho avin’izy ireo Raha manam-pikasana hisehatra amin’izany lafiny Toekarena Manga izany.
Izao ihany koa no hatao hoy A/toa Minisitra dia hahatonga ny zanaky Toliara ho tompony fa tsy ho mpindrana satria hita ao an-toerana avokoa ireo singa ahafahana manatanteraka ity fihaonam-be ity Raha tsy hiteny ny fananany ranomasina Anisan’ny lava indrindra, ireo karazana renirano, ny seranantsambo sns ..
eu-ua.org
kidstravel2.com
oren-sarmats.ru