đ đđđđđđđđđđđđđđ Ny Fitaleavamparitry ny Jono sy ny Toekarena Manga BETSIBOKA dia mampahafantatra ny be sy ny maro fa voarara ny fanjonoana, ny fivarotana, fividianana, fitanterana ary ny fiterizana ny vokatra an-dranomamy rehetra ato anatin’ny Faritra Betsiboka manomboka ny 15 Novambra 2023 ka hatramin’ny 15 Janoary 2024.