Nisy ihany koa ny fitsidihana ny Orinasa MAPROSUD izay niarahana tamin’Atoa Ministra MAHATANTE Paubert sy ny ekipa avy eo anivon’ny ASH.
Nanao ny fitsirihana rehetra amin’ny fampanarahan-dalàna no tena antony maha-zava-dehibe izao fitsidihana izao na amin’ny lafiny fitaovana ampiasaina, na amin’ny lafiny fahadiovana , na foto-drafitrasa, na kalitaon’ny entana, sns …

Nisy hatrany ny toro-hevitra nampitaina mahakasika ireo lalàna isan-karazany ary ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Ministera sy ny Orinasa ary ny ASH.

Tsy mijanona hatreo fa mbola hitohy arak’izany ny fitsidihana amin’ireo orinasa hafa.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *