Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny ny #DRPEB_Fitovinagny sy ny Fitaleavana misahana ny fampianarana ara-teknika sy Fanofanana arakasa #DRTFP_Fitovinagny dia olona tsy an’asa 19 no nahazo fampiofanana momba ny fiompiana trondro ny faha 09 Aprily 2025 tao amin’ny Lycée sileny Paul Manakara. Izany dia tafiditra ao anatin’ny hetsika #FIJERY_HAFA izay karakarain’ny #METFP.
Roa andro ny faharetany fiofanana ka ny 16 Aprily 2025 izao ny tohiny. Hisy ny fampiharana ankianja mandritra io andro farany io.
#MPEB #Fampamokarana_ny_Atirano

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *