Mitohy hatrany ny ezaka ho fampiroboroboana ny sehatry ny jono ho anโ€™ny faritra Atsimo Andrefana ka arkaโ€™izany dia nisy ny fampitaovana ho anโ€™ireo mpanjono izay mivondrona ao anatinโ€™ny Fikambanana ZANADRIAKE ny faha 24 Jona 2025 teo, tao aminโ€™ny Fokontany Ambohitsabo, Kaominina Ambonivohitra Toliara .
Ity hetsika ity dia natao hanohanana sy hanatsarana ny fahafahanโ€™ny mpanjono mampitombo ny vokatra sy sy hampandrosoana ny asa fivelomanโ€™izy ireo .Ireto avy ireo fitaovana natolotra taminโ€™izany : Harato multifilaments, miisa 50 ; Tady (corde) laharana 6, miisa 75 ; Tady (corde) laharana 4 miisa 75 ary Plombs, 100 kg.
Ny Fikambanana ZANADRIAKE dia manohy ny adidy hanatsarana ny fari-piainanโ€™ny mpanjono ao aminโ€™ny faritra Toliara, aminโ€™ny alalanโ€™ny fanomezana fitaovana ilaina sy ny fanohanana ara-teknika.
#MPEB #DRPEB_Atsimo_Andrefana #ZANADRIAKE #Mpanjono_madinika #Asa_Manga

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiรฉe. Les champs obligatoires sont indiquรฉs avec *