Amin’izao ankatoky ny fanomanana ny fandraisana ny fihaonana an-tampony faha 45 ‘ny #SADC izao dia nandray anjara tamin’ny Hetsika asa tanamaro fanadiovana sy fanatsarana ny tanàna ny fianakaviamben’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga Anio 01 Aogositra 2025 . Teny amin’ny manodidina ny by pass no nanaovana ny asa fanadiovana izay tampahavitrihana tanteraka no nanantaterahan’izy ireo izany.
Hetsika izay Notarihin’Andriamatoa Tilahy Desire, Sekretera Jeneralin’ny Ministera, niaraka tamin’ireo mpiasa rehetra Teto anivon’ny Ministera .Vahiny manankaja maro no horaisintsika ka izao no manamporofo fa miray hina Isika tsy ho an’ny resaka fanadiovana ihany fa ny fanehoana fa mahay mandray vahiny Isika eto Madagasikara 🇲🇬🇲🇬
#𝙀𝙉𝙎𝙀𝙈𝘽𝙇𝙀_𝙊𝙉_𝙄𝙍𝘼_𝙇𝙊𝙄𝙉
#MPEB #SADC2025 #Tanana_madio

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *