Nampahafantarina azy ireo ny lalàna mifehy ny Jono sy ny Fampamokarana ny atirano, ny fomba fikarakarana sy fitehirizana ny vokatra azo avy amin’ny rano, ny fomba fivarotana ny vokatra ary ny fanabeazana ara-bola sy ny fanaovana tahiry, izay novelabelarin’ny avy ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Jono dy ny Toekarena Manga Androy.
          Navitrika ireo mpandray anjara ary afapo tanteraka koa nanome toky fa hampihatra ireo traikefa azony tamin’ny fiofanana no hizara izany koa amin’ny manodidina.
#MPEB #Consortium_TOMPY #PAM #DRPEB_Androy

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *