Ny faha 15 Oktobra 2025 teo dia nanatanteraka fidinana ifotony sy fanampiana ara-teknika ho an’ny fampanatodizana karpa ny ekipa avy ao amin’ny Fitaleavam-paritra ny Jono sy Toekarena Manga DRPEB Analamanga DRPEB Analamanga.Nandritra io hetsika io dia nisy ny fijerena ireo reny trondro efa vonona hampiasaina amin’ny fampanatodizana, izay mbola eo an-dalam-pikarakarana sy fanatsarana ny fepetra mba hahazoana vokatra tsara. Mpiompy trondro miisa enina (6) no nisitraka izao hetsika izao ary nahazo tombontsoa avy amin’ny fanampiana teknika izay nomena ary nankasitrahan’izy ireo.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *