Notanterahina ny faha 23 Oktobra 2025 teo tao amin’ny efitranon’ny Lycée Technique Ambositra ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny ekipa avy ao amin’ny ONG TAFA (Tanora Antoky ny Fampandrosoana Aho) mahakasika ny fomba hitantanana ny ZEP ao Ampivarotanomby, Ambositra ka mpikambana miisa 07 no nisitraka sy nanatrika an’ity fampiofanana ity.
Marihina fa efa miodina soamantsara ity ZEP ao Ampivarotanomby Ambositra ity ary tsy ho ela dia hiditra amin’ny famokarana zana-trondro tsara kalitao izy ity izay hamatsihana ireo mpiompy trondro ao an-toerana sy ny manodidina.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *