Mbola malalaka ny sehatry fiompiona trondro eto Madagasikara.Izany indrindra no mahatonga ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga #MPEB manome fampiofanana mikasika ny fiompiana trondro ireo tantsaha eny ifotony.Mpino loterianina niisa 106 avy eo ao amin’ny Fkt Andrefan’ny Gara, kaominina Tsiroanomandidy no nisitraka fampiofanana hahafahana miompy trondro an-tanimbary sy an-dobo ny faha 31 Oktobra 2025 teo.
Resy lahatra tanteraka izy ireo rehefa avy noentanina ka eo an-dalampanangana fikambanana izay hahafahana mampitombo tsara ity seha-pihariana hahazahoana tombony maro ity.
#MPEB#DRPEB#Bongolava # Asa_manga# Fiompiana Trondro

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *