Ampandrianomby, 03 Aogositra 2026.
Anisan’ireo firenena maneho ny fahavononany hanamafy ny fiaraha-miasa eo aminโny sehatry ny jono sy ny toekarena manga, indrindra aminโny alalanโny fifanakalozana traikefa sy fahaiza-manao ny firenena Iranianina ankehitriny.
Manana traikefa sy fahaiza-manao lehibe eo aminโny sehatry ny Jono i Iran, izay azo trandrahina sy ifampizarana aminโi Madagasikara. Anisanโizany ny fiompiana trondro an-dranomasina, sehatra iray izay mbola mila hamafisina sy hampivelarina bebe kokoa eto Madagasikara. Raha toa ka efa manana traikefa lehibe aminโny famokarana makamba i Madagasikara, dia mbola misy ezaka tokony hatao aminโny fampiroboroboana ny fiompiana trondro an-dranomasina.
Marihina fa samy mpikambana ao anatinโny ๐๐ป๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป ๐ข๐ฐ๐ฒ๐ฎ๐ป ๐ฅ๐ถ๐บ ๐๐๐๐ผ๐ฐ๐ถ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป (๐๐ข๐ฅ๐) i Madagasikara sy Iran. I Madagasikara, aminโny maha-mpikambana mavitrika azy ao anatinโity fikambanana ity, dia manamafy hatrany ny politikany aminโny fanitarana sy fanamafisana ny fiaraha-miasa aminโireo firenena hafa, indrindra aminโireo sehatra ahafahana mampiroborobo ny tombontsoa iombonana.
Ao anatinโny dingana manaraka, dia kasaina hapetraka haingana ny Volavolam-pifanaraham-piaraha-miasa
๐ ๐ข๐จ โ ๐ ๐ฒ๐บ๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฑ๐๐บ ๐ผ๐ณ ๐จ๐ป๐ฑ๐ฒ๐ฟ๐๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ถ๐ป๐ด) eo aminโi Madagasikara sy Iran.
Ity MOU ity no ho lasitra lehibe handraketana ny fifankahazoana, ny fanekena ary ny finiavana hiara-hiasa eo aminโny roa tonta.
๐ง๐ฎ๐ป๐ท๐ผ๐ป๐ฎ : ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐น๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐๐ ๐๐ฒ๐ธ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐ท๐ถ๐ฎ, ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ณ๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ถ๐๐ฎ-๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐ปโ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฒ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ท๐ผ๐ป๐ผ, ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ผ๐ฏ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ฏ๐ผ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ป๐ผ ๐๐ ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ฒ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ ๐ฒ๐๐ผ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ
Ministรจre de la Pรชche et de l’Economie Bleue
#MADAGASCAR
#IRAN
