Ampandrianomby, 03 Aogositra 2026.

Anisan’ireo firenena maneho ny fahavononany hanamafy ny fiaraha-miasa eo aminโ€™ny sehatry ny jono sy ny toekarena manga, indrindra aminโ€™ny alalanโ€™ny fifanakalozana traikefa sy fahaiza-manao ny firenena Iranianina ankehitriny.

Manana traikefa sy fahaiza-manao lehibe eo aminโ€™ny sehatry ny Jono i Iran, izay azo trandrahina sy ifampizarana aminโ€™i Madagasikara. Anisanโ€™izany ny fiompiana trondro an-dranomasina, sehatra iray izay mbola mila hamafisina sy hampivelarina bebe kokoa eto Madagasikara. Raha toa ka efa manana traikefa lehibe aminโ€™ny famokarana makamba i Madagasikara, dia mbola misy ezaka tokony hatao aminโ€™ny fampiroboroboana ny fiompiana trondro an-dranomasina.

Marihina fa samy mpikambana ao anatinโ€™ny ๐—œ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป ๐—ข๐—ฐ๐—ฒ๐—ฎ๐—ป ๐—ฅ๐—ถ๐—บ ๐—”๐˜€๐˜€๐—ผ๐—ฐ๐—ถ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป (๐—œ๐—ข๐—ฅ๐—”) i Madagasikara sy Iran. I Madagasikara, aminโ€™ny maha-mpikambana mavitrika azy ao anatinโ€™ity fikambanana ity, dia manamafy hatrany ny politikany aminโ€™ny fanitarana sy fanamafisana ny fiaraha-miasa aminโ€™ireo firenena hafa, indrindra aminโ€™ireo sehatra ahafahana mampiroborobo ny tombontsoa iombonana.

Ao anatinโ€™ny dingana manaraka, dia kasaina hapetraka haingana ny Volavolam-pifanaraham-piaraha-miasa
๐— ๐—ข๐—จ โ€“ ๐— ๐—ฒ๐—บ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐˜‚๐—บ ๐—ผ๐—ณ ๐—จ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ๐—ฟ๐˜€๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ด) eo aminโ€™i Madagasikara sy Iran.
Ity MOU ity no ho lasitra lehibe handraketana ny fifankahazoana, ny fanekena ary ny finiavana hiara-hiasa eo aminโ€™ny roa tonta.

๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ผ๐—ป๐—ฎ : ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ธ๐—ป๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ท๐—ถ๐—ฎ, ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ-๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ๐—ปโ€™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜€๐—ฒ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ท๐—ผ๐—ป๐—ผ, ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐—ฏ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ฏ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฒ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—๐—ผ๐—ป๐—ผ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ง๐—ผ๐—ฒ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ

Ministรจre de la Pรชche et de l’Economie Bleue

#MADAGASCAR
#IRAN

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiรฉe. Les champs obligatoires sont indiquรฉs avec *