
Efa-bolana eo izay no nampihodina ny ZEP na « Zone d’Emergence Piscicole » ao Ivakoana, Marofarihy, Manakara. Ankehitriny dia efa...

Efa-bolana eo izay no nampihodina ny ZEP na « Zone d’Emergence Piscicole » ao Ivakoana, Marofarihy, Manakara. Ankehitriny dia efa...

Notanterahina ny faha 11 ka hatramin’ny 31 jolay 2025 teo ny « Séminaire sur la promotion de l’Aquaculture pour les Pays...

Vers une économie bleue inclusive et durable : Echanges, engagements, et feuille de route Accéder à l’article complet ici

Iray amin’ireo mpiompy trondro nisitraka ny fiofanana amin’ny fiompiana trondro nomen’ny ekipan’ny DRPEB Atsimo Atsinanana Atoa Fabrice izay mipetraka ao...

Zava-dehibe sy manandanja amin’ny seha-pihariana Jono sy ny Toekarena Manga ny ala Honko satria dia tsy vitan’ny manome toeram-ponenana ho...

Nandritra ny Fankalazana ny Andro manerantany ho an’ny Rohivoary ala Honko hatrany dia nozaraina fampitaovana maro ireo mpanjono eny ifotony...

Ho fanatsarana ny velon-tenan’ireo mpanjono sy hisorohana ny fahasahiranana ara bola mahazo azy ireo mandritra ny fotoana hikatonan’ny rano sy...

Tafiditra anatin’ny Fankalazana hatrany ny Andro manerantany ho an’ny rohivoary ala honko (#Jim) dia nitohy tamin’ny fanarenana ny ala Honko...

Notanterahina ny 24 sy 25 Jolay 2025 ny atrikasa fankan-kevitra miaraka amin’ireo mpisehatra nationaly momba ny famolavolana ny tetikasa fitaratra...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025