
Notanterahana nanomboka androany 02 Jolay 2025 ka haharitra 04 andro ny andiany faha-05 amin’ny Tsenaben’ny hazandrano na « Foires des produits...

Notanterahana nanomboka androany 02 Jolay 2025 ka haharitra 04 andro ny andiany faha-05 amin’ny Tsenaben’ny hazandrano na « Foires des produits...

Anisan’ny fitaovana natolotra ny lakana fibre de verre, motera 9,9 CV, sondeur kit feno, tady, harato, filao, tapis, émerillon, ary...

Mpiompy trondro miisa 15 avy ao amin’ny « Baie d’Ambaro District d’Ambilobe » no tonga nitsidika ireo mpiompy trondro izay nofanina niaraka...
Notanterahana nandritra ny 02 andro tao Kampala, Uganda, ny faha 28 sy 29 Jona 2025 ny fivoriana faha-04n’ny Vaomiera manokana...
Tontosa ny faha 28 Jona 2025 teo tao amin’ny FLM Vohijanahary, Kaominina Antsirabe I, Distrikan’i Antsirabe I, ao amin’ny Faritra...
Mandray ny andiany faharoa amin’ny fivorian’ireo Firenena aty Afrika ao anatin’ny tetikasa « Glolitter Partneships » i Madagasikara, taorian’i Kenya, nanomboka androany...
Ho fanjohiana ny asan’ny Koperativa Komamidja izay miasa ao amin’ny COMPLEXE DE PECHE ao amin’ny Distrikan’Ambanja dia nidina ifotony tao...
Tanterahana ao Uganda ny faha 24 hatramin’ny 27 Jona 2025 izao ny fikaonan-doha sy fampirantiana iraisam-pirenena mahakasika ny Fampamokarana Anaty...
Tontosa ny Talata faha 24 Jona 2024 lasa teo tao amin’ny efitrano fivoriana ao amin’ny Birao Kaominina Ambanivohitra Maherivaratra, Distrikan’Ambanja,...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025