Tontosa ny faha 25 Jona 2025 tao amin’ny Birao DRPEB Boeny tao Mahajanga, Faritra Boeny, ny lanonana fanasoniavana ny fifanaraham-piara-miasa...
Tontosa ny faha 25 Jona 2025 tao amin’ny Birao DRPEB Boeny tao Mahajanga, Faritra Boeny, ny lanonana fanasoniavana ny fifanaraham-piara-miasa...
Mpikambana avy amin’ny Fikambanana FIMPITI ao Mangarivotra Ikongo no nioty ny Vokatra ny fiompiana trondro Tilapia ny 24 sy 25...
Mitohy hatrany ny fampiofanana fiompiana trondro tanterahan’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga manerana ny Faritra eto Madagasikara. Kaominina maromaro...
Hotel Pullman, Nairobi, Kenya : Atrikasa momba ny Famatsiam-bola ho an’ny Jono eo anivon’ny Fikambanana Manerantany ho an’ny Varotra na...
Mitohy hatrany ny ezaka ho fampiroboroboana ny sehatry ny jono ho an’ny faritra Atsimo Andrefana ka arka’izany dia nisy ny...
Notanterahina ny 24 Jona 2025 ny fivoriambe fanao isan-taona ny Vondrona FIFATAM na ny FIkambanana FAmpivoarana TAntsaha Amoron’i Mania. Ny...
Ho fanamafisana ny maha-zava-dehibe ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra ao amin’ny faritra izay hiarovana ny harena...
Notanterahina tao Fokontany Andriamasoandro, Distrika Betafo,Faritra Vakinankaratra ny 21 Jona 2025 ny Tsenabe ho fampivoarana ny Fikambanan’ny mpiompy trondro FIFAZAN...
Tontosa ny 18 ka hatramin’ny 21 Jona 2025 teo tao amin’ny secteur Morahariva, Ambalatany, Amboanio, ary Antsaregy, ao amin’ny Kaominina...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025