Toy ny Orinasa rehetra izay manatanteraka ny « Responsabilité Sociétale de l’Entreprise » (RSE), ny Orinasa QMM, miara-miasa amin’ny Fitondram-panjakana dia nanatanteraka...
Toy ny Orinasa rehetra izay manatanteraka ny « Responsabilité Sociétale de l’Entreprise » (RSE), ny Orinasa QMM, miara-miasa amin’ny Fitondram-panjakana dia nanatanteraka...
Tonga Nanatrika ireo lanonana Telo lehibe izay Notanterahina tao Ambovombe Androy Ny 20 Jona 2025 Teo ny Minisitry ny Jono...
Ho fanamafisana ny fanentanana amin’ny hitantanana maharitra ireo harena an-dranomamy dia nisy ny fivoariana niarahan’ny DRPEB SAVA tamin’ireo ny solontenan’ireo...
Tontosa ny 19 Jona 2025 tao amin’ny Tranom-pokonolona Ifanirea, Distrika Ikongo ny fampiofanana fiompiana trondro tilapia sy karpa. Niompana tamin’ny...
Notoloran’ny Tetikasa MIONJO fiara tsy mataho-dalana vaovao miisa 02 miaraka amin’ireo kojakoja miaraka aminy androany faha 19 Jona 2025 ny...
École de la Gendarmerie Nationale » Ankorombe, Ambositra, Faritra Amoron’i Mania: Fanamboarana dobo manara-penitra. Miroso araka ny tokony ho izy ny...
Nidina ifotony tao Farihilava, Fkt Tanandava, Kaominina Ambanivohitra Ambatomarina, Distrikan’i Manandriana, Faritra Amoron’i Mania ny ekipan’ny DRPEB Amoron’i Mania, ny...
Notanterahina ny faha 16 Jona 2025 tao amin’ny kaominina Tsarasaotra Distrika Ambositra, Faritra Amoron’i Mania ny tsenabe « TANTSAHA MIAVOTRA » izay...
Notanterahina ny 15 Jona 2025 tao amin’ny Fariny Anony ny fankalazana ny JMO ao amin’ny Faritra Anosy. Hetsika maro no...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025