Ho fanohizana hatrany ny ezaka dia notolorana fitaovana manaraka ny fenitra ara-teknika toy ny « Filet » 516 isa, «...
Ho fanohizana hatrany ny ezaka dia notolorana fitaovana manaraka ny fenitra ara-teknika toy ny « Filet » 516 isa, «...
Notanterahina ny faha 13 Jona 2025, ny atrikasa iraisam-paritra ho fakan- kevitra momba ny famatsiam- bola iatrehana ny vokadratsin’ny fiovaovan’ny...
I Madagasikara sy Indonezia dia Firenena roa lehibe izay samy manao ny fampivoarana ny fambolena lomotra ho vaindohan-draharaha. 36,4 tapitrisa...
Taorian’ny fivorian’ny komity marolafy ho an’ny farim-panjonoana C2 dia nisy avy hatrany ny fitsidihana sy fifanakalozan-kevitra notarihin’A/toa Fitaleavana ny Jono,...
Notanterahana tao amin »ny Blue Panda sambon’ny WWF ny fifanakalozan-kevitra tamin’ireo Tetikasa NoCaMo sy ny BIODEV30 eo anivon’ ny Ranomasimbe Indianina....
Notanterahana ny 10 Jona 2025 tao Nice, France, teo ambonin’ny sambo METEOR ny fifanakalozan-kevitra mikasika ny rafitra ara-tsakafo sy fahanjarian-tsakafo...
Ny jono makamba dia anisan’ny sehatra mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny sehatry ny jono eto Madagasikara ary iray amin’ireo...
Voasa ary nandray anjara feno tamin’ny hetsika manokana nokarakarain’ny “Vondron’ireo Nosy Madinika Andalam-pandrosoana” sy ireo “Fanjakana Nosy” i Madagasikara. Niompana...
Nifantoka tamin’ny resaka fiarovana ny tontolo andranomasina, ny velontena ao aminy indrindra ny jono ary ny fampandraisana anjara ny tsirairay...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025