Tontosa androany 12 Jona 2025 tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Morondava ny fivorian’ny Komity Marolafy ho an’ny #Farim_panjonoana_C1, izay ahitana ny...
Tontosa androany 12 Jona 2025 tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Morondava ny fivorian’ny Komity Marolafy ho an’ny #Farim_panjonoana_C1, izay ahitana ny...
Ny 09 Jona 2025 no nanatontosana ny fankalazana rejionaly ny Andro Maneran-tany ho an’ny Ranomasim-be, fatao isaky ny 08 Jona....
Anisan’ny manamafy indray ny fanoloran-tenan’i Madagasikara Hiroso Makany amin’ny Toekarena Manga maharitra ny fandraisana anjara nataon’A/toa Minisitry ny Jono sy...
Ny sambo mpanao fikarohana RV METEOR izay Alemana dia isan’ireo sambo mpikaroka lehibe manerantany izay manana halavana 96m ary afaka...
Nidina ifotony ny avy ao amin’ny #CirPEB Nosy Be sy ny Filoha ny Fikambanana Mpanjono eny an-toerana, ny faha 05...
Fahombiazana tsara indray no azo ambara ny iraka regionaly (Mission Régionale) faha-65 notanterahan’ny sambo mpanara-maso (Patrouilleur) ny jono Atsantsa ny...
Misokatra androany 09 Jona 2025 ao Nice, Frantsa ny Fihaonambe faha-3 an’ny Firenena Mikambana momba ny Ranomasina (UNOC 3), hetsika...
Mitohy hatrany ny ezaka sy fampandrosoana ho an’ny sehatra fiompiana trondro ato anatin »ny Distrikan’i Fenoarivo Atsinanana, Faritra Analanjirofo ka notolorana...
Tontosa tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Ambatondrazaka ny 05 Jona 2025 teo ny atrikasa fankatoavana ny drafi-panajariana ny jono ho an’ny...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025