Tontosa ny faha 04 Jona 2025 tao amin’ny FKT Sakena Antoby, Kaominina Ambanivohitra Mahasoa, Distrikan’Ihosy, Faritra Ihorombe ny fanomezana zanatrondro...
Tontosa ny faha 04 Jona 2025 tao amin’ny FKT Sakena Antoby, Kaominina Ambanivohitra Mahasoa, Distrikan’Ihosy, Faritra Ihorombe ny fanomezana zanatrondro...
Tontosa ny faha 04 Jona 2025 teo tao amin’ny Faritra Alaotra Mangoro ny fidinana ifotony notanterahan’ny ekipan’ny STAC avy any...
Tsy namela nandalo fotsiny ny Fankalazana ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara sy ny nijoroan’ny Foloalindahy Malagasy ny avy eo...
Faly ireo olona efa niandrandra fiofanana fiompiana trondro efa ela, fa tontosa androany izany. Ity toerana ity no sisiny atsinana...
Notanterahina tao Ampefy, ao amin’ny Distrika Soavinandriana, Faritra Itasy, ny 03 Jona 2025, ny atrikasa fankatoavana ny Drafi-Panajariana ny Jono...
Fampiofanana ireo Relais Communautaires miisa 21 mahakasika « Ny fomba fiatrehana ny vokatry ny fiovan’ny totrandro amin’ny asa fanjonoana Ao Androy »...
Resy lahatra ny vahoakan’ny Ikalamavony Tanteraka soamatsara ny fampiofanana fiompiana trondro maimaimpoana ho an’ny vahoakan’ny Ikalamavony Anio 2 Jona 2025...
Tontosa ny faha 31 Mey 2025 teo tao amin’ny lapan’ny tanànan’i Sarobaratra Ifanja, ao amin’ny Distrikan’i Miarinarivo, Faritra Itasy, ny...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025