Karazam-piompiana trondro miisa 4 no nampianarina maimaimpoana ho an’ireo vahoakan’ny Bealalana izay maro Tonga nanatrika ny fampiofanana androany 24 mai...
Karazam-piompiana trondro miisa 4 no nampianarina maimaimpoana ho an’ireo vahoakan’ny Bealalana izay maro Tonga nanatrika ny fampiofanana androany 24 mai...
Tanteraka ny faha 23 May 2025 teto anivon’ny CDA Mahajanga ny fiofanana mahakasika ny fambolena « Spiruline », nahitana mpandray anjara miisa...
Tanterahana any Antsiranana, Faritra Diana ny 21 hatramin’ny 23 May 2025 ny atrikasa fampiofanana mikasika ny fampiasana « drône ». Tafiditra ao...
Notanterahina ny faha 23 May 2025 ny fivoriana andiany fahatelo ho fihomanana amin’ny « FifaninanaTanàna madio » ho an’ny Faritra Vakinankaratra. Tsiahivina...
Ankoatry maha tanana mamoka-bary an’ny Distrikan’ny Bealalana dia Anisan’ny ahitana mpiompy trondro maro ihany koa eto an-toerana izay hahazo tombony...
Nidinana ifotony tany Loharano, Kaominina Ambanivohitra Ambila ny avy ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga Fitovinagny ny...
Nigadona androany maraina 22 May 2025 tao Nosy Be, Fascene, Atoa Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga, MAHATANTE Tsimanaoraty...
Notanterahina ny faha 21 May 2025 tato amin’ny efitrano malalaka ny Kaominina ny fampiofanana fiompiana trondro izay notanterahin’ny DRPEB_Amoro_i_Mania. Miisa...
Taorinanan’ny fampiofanana nomena ireo tantsaha liana amin’ny fiompiana dia niroso amin’ny fanjohiana ny fiompiana ataon’izy ireo indray ny ekipan’ny DRPEB...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025