
Tontosa ny faha 07 Novambra 2025 teo ny fizarana ireo zana-trondro izay natao ho fanohanana ireo mpiompy trondro ao amin’ny...

Tontosa ny faha 07 Novambra 2025 teo ny fizarana ireo zana-trondro izay natao ho fanohanana ireo mpiompy trondro ao amin’ny...

Ampandrianomby , Antananarivo. 7 Novambra 2025 Tonga naneho fahavononana hiara-hiasa miaraka amin’ny Ministry ny Jono sy ny Toekare-manga A/toa Chan...

Tsy mijanona amin’ny fampiofanana ara-teknika ireo tantsaha ny tohana omen’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga MPEB fa mitohy hatramin’ny...

1.ARRETE Portant Fermeture de PECHE BTK_2025

Tontosa ny faha 08 Novambra 2025 lasa teo tao amin’ny Fkt Isifotra, Kaominina Ambanivohitra Analavoka, Distrikan’Ihosy ny fampiofanana mikasika ny...

Tontosa ny zoma faha 07 novambra 2025 teo ny fihaonana teo amin’A/toa CHAN KIT WAYE Jaco, Minisitry ny Jono sy...

Anisan’ny asa mahavelona ny mivarotra trondro, indrindra ho an’ireo mponina ambanivohitra izay mamonjy tsena isan-kerinandro. Nidina ifotony, nanao fanentanana momba...

Nihaona tamin’ny 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗝𝗼𝗻𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗲𝗸𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮 𝗠𝗮𝗻𝗴𝗮 vaovao, Andriamatoa 𝗖𝗵𝗮𝗻 𝗞𝗶𝘁 𝗪𝗮𝘆𝗲 𝗝𝗮𝗰𝗼, ireo solontena avy ato amin’ny...

Mba hidiran’ny mpiompy trondro ao anaty fandraharahana tanteraka ka ho hahatonga azy ireo ho matihanina eo amin’ny sehatry ny famokarana...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025