
Mpiasam-panjakana efa misotro ronono no nisafidy ny fiompiana trondro ho ataony ho asa fototra sy fivelomana no notsidihan’ny ekipan’ny Fitaleavam-paritry...

Mpiasam-panjakana efa misotro ronono no nisafidy ny fiompiana trondro ho ataony ho asa fototra sy fivelomana no notsidihan’ny ekipan’ny Fitaleavam-paritry...

Miara-miasa ny fanjakana sy ny fiangonana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga MPEB ho fampiroboroboana ny sehatry ny...

Mandritra izao vanim-potoana fikatonan’ny Jono izao dia nanatanteraka fidinana ifotony tao amin’ireo Kaominina maro samihafa ao anatin’ny Distrikan’i Maevatanana ny...

Kaominina anisan’ny sarodalana ao anatin’ny distrikan’Ambositra ny kaominina Ambinanindrano.Tsy nahasakana ny ekipan’ny Fitaleavam-paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga DRPEB...

Anisan’ny seha-pihariana manan-danja ho an’ny toekarena Malagasy sy antom-pivelomana ho an’olona maro an’isa ny jono madinika. Manoloana izany dia tsy...

Sehatra iray mbola tena malalaka ny fiompiana trondro ary singa iray mandrafitra ny Toekarena Manga. Izany no anisan’ny antony mahatonga...

Tantsaha miisa 32 avy ao amin’ny kaominina Ranotsara sy Iakora izay samy ao anatin’ny distrikan’Iakora no nahazo tohana sy fiofanana...

Tontosa anio faha 19 novambra 2025 tao amin’ny efitrano fivorian’ny Ministera tao Ampandrianomby ny fihaonana sy dinidinika ara-teknika izay niarahana...

Maro ankehitriny ireo olona maniry ny hisehatra amin’ny fiompiona trondro matihanina noho ny fampiofanana sesilany tanterahin’ny ekipan’ny Ministeran’ny Jono sy...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025