#MPEB #PROJET_RESEA #UICN #REGION_DIANA
#MPEB #PROJET_RESEA #UICN #REGION_DIANA
Tamin’ny 5 ora maraina dia Efa nanainga ireo mpanjono handeha hanjono mahaloky izay Marihina fa Anio 01 Aprily no fisokan’izany...
Nanantateraka #fifampizarana sy #fifanakalozan_kevitra niarahan’A/toa Minisitra MAHATANTE Paubert tamin’ireo Filohan’ny fikambanan’ny mpanjono miisa 30 aty amin’ny Faritry Diana izay miara-miasa...
Toerana Anisan’ny malaza hatramin’izay amin’ny fanjonoana mahaloky ity toerana ity, trondro izay anisan’ny tsara tsiro indrindra . Raha tsiahivina,tamin’ny 3...
Ankoatry ny fanokafana ny Jono mahaloky dia nisy ny fizarana marim-pakasitrahana nomena ireo nanaraka Fiofanana mahakasika ny Fitadiavana vahaolana miankina...
Nandritra ny 3 volana nanomboka ny 31 décembre hatramin’ny 31 mars no nikatona ny fanjonoana mahaloky ho an’ireo mpanjono eto...
Mitohy eto amin’ny Faritra Diana indray ny fitsidihana entina hampandrosoana ny sehatry ny Jono sy ny Toekarena Manga izay tarihin’A/oa...
Efa an-taonany maro ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga no manao izao asa fampiroboroboana ny asa fambolena lomotra izao...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025