Tanteraka soamatsara ny fizarana ireo zana-trondro maimaimpoana ho an’ireo tanora sy Renimpianakaviana izay efa nisitraka ny fampiofanana momba ny fiompiana...
Tanteraka soamatsara ny fizarana ireo zana-trondro maimaimpoana ho an’ireo tanora sy Renimpianakaviana izay efa nisitraka ny fampiofanana momba ny fiompiana...
Atrikasa fampahafantarana ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny tetikasa 4F/ASAM, vatsian’ny #BMZ coopération Allemande vola, iarahana amin’ny Minisitera ny Jono...
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny faha 28 Marsa 2025 tao Baie d’antalaha, Fokotany Ambavarano, Kaominina Mahavanona, Distrika ny Antsiranana II...
J-19 Mialohan’ny hetsika lehibe FOJAEB 2025 izay ho Tanterahina eto toliara ny 17 au 19 Aprily 2025 dia miezaka manakaiky...
20 andro mialohan’ny fihaonam-ben’ny Tanora mahakasika ny Toekarena Manga eto Toliara dia mitohy hatrany ny famelabelaran-kevitra manodidina ny Fanantaterahina izany...
Taorian’ny Faritra Androy sy Anôsy dia eto amin’ny Faritra Atsimo andrefana indray no nanantaterahina ny Atrikasa mahakasika ny fampahafantarana an’ireo...
Ny faha 17, 18 sy 19 ny volana Aprily izao no ho tanterahina ao Toliara ny #FOJAEB na ny »...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025