Manatontosa ny atrikasam-pirenena fakan-kevitra mahakasika ny fitantanana ny jono lamatra eto Madagasikara ny avy eo anivon’ny Ministeran’ny Jono sy ny...
Manatontosa ny atrikasam-pirenena fakan-kevitra mahakasika ny fitantanana ny jono lamatra eto Madagasikara ny avy eo anivon’ny Ministeran’ny Jono sy ny...
Nidina ifotony ny faha 25 Marsa 2025, ny avy ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga Ihorombe, tao...
Nanatanteraka fihaonana tamin’ireo mpanjono ny teo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny jono sy ny Toekarena Manga (DRPEB) Boeny ny faha 25 Martsa...
Ampandrianomby,Antananarivo , 26 Martsa 2025 Noraisin’A/toa Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga MAHATANTE Paubert Teto anivon’ny Ministera ny iraka...
I Madagasikara dia anisan’ny firenena ivon’ireo fivoriambe manerantany indrindra aty Afrika amin’ity taona 2025 ka iray ao anatin’izany ity #fihaonam_ben_ny_tanora...
Noraisin’Atoa Minisitra MAHATANTE Paubert tao amin’ny birao fiasany teny Ampandrianomby androany 24 Martsa 2025 Son excellence Atoa JI Ping, Masoivohon’ny...
Notanterahina ny 11 ka hatramin’ny 22 Marsa 2025 lasa teo ny fanadihadiana sy fakàna antontanisa momba ny jono lamatra na...
Taorian’ny fanentanana sy ny fiofanana dia resy lahatra fa hisehatra amin’ny fiompiana trondro Atoa Ruffin mipetraka ao Anketrakabe. Ka avy...
Tontosa ny faha 21 Marsa 2025 tao Ambanja ny atrikasa nandrafetana ny Dinabe Tsimipaika taorian’ny fanadihadihana fidinana ifotony tao amin’ny...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025