Nandritra ny telo andro no nanatanterahana ny Fikaonan-dohan’ireo Komity mpandrindra ny fivorian’ny Filankevitry ny Minisitra iraisan’ireo Firenena eo anivon’ny Vaomieran’ny...
Nandritra ny telo andro no nanatanterahana ny Fikaonan-dohan’ireo Komity mpandrindra ny fivorian’ny Filankevitry ny Minisitra iraisan’ireo Firenena eo anivon’ny Vaomieran’ny...
Rehefa misy ny andro ratsy dia ireo mpanjono Madinika no tena lasibatraba Voalohany amin’ny loza an-dranomasina. Raha eto amin’ny Distrikan’ny...
Nidina ifotony ny avy ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga Ihorombe ny faha 19 Marsa 2025, tao...
Toy ny fanao isan-taona dia tontosa ny faha 19 Marsa 2025 ny fivoriana niarahana tamin’ireo mpivarotra trondro an-dranomamy sy an-dranomasina...
Nanantateraka fidinana ifotony ho fitsirihana ireo asa fampandrosoana ny seham-pihariana Jono ny Teto anivon’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga...
Kojakoja ao an-tokatrano , sakafo ,akanjo mafana ,sns no natolotra ho an’ireo traboina izay mitoby eny amin’ny Sacré Cœur Ambovombe...
Ny mpanjono no marefo Voalohany refaha misy ny Fandalovan’ny Andro Ratsy toy izao, very eo amin’ny 2 herinandro na iray...
Azo ompiana tsara ny karazan-trondro gogo, na poisson chat na catfish toy ny hita amin’ireo Firenen-dehibe maro manerantany fa atao...
Anisan’ny loza voajanahary namely mafy Teto amin’ny Faritra Androy ny rivodoza Jude izay tsy ela akory izay . Betsaka ireo...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025