Notanterahana tao Maputo, Mozambika, ny 20 Jona 2024, ny fivoriana voalohany ho an’ny Filan-kevim-pitantanan’ny Ivon-toerana Fandrindrana ny Fanaraha-maso ny...
Notanterahana tao Maputo, Mozambika, ny 20 Jona 2024, ny fivoriana voalohany ho an’ny Filan-kevim-pitantanan’ny Ivon-toerana Fandrindrana ny Fanaraha-maso ny...
Solontenan’i Madagasikara nanatrika ny fivoriana iraisam-pirenena faha-24, niompana manokana amin’ny fandinihana ny fampiasana ny Ranomasina sy ny Toekarena Manga...
Nitohy tamin’ny fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ireo fitaovana avy amin’ny Orinasa mpanjono lehibe ALBACORA, orinasa mpamatsy trondro lamatra (thon)...
Noraisina sy notokan’Atoa Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga, MAHATANTE Tsimanaoraty Paubert, tamin’ny fomba ofisialy ny Sambo iray...
Tao amin’ny foiben’ny KOREA INTERNATIONAL COOPERATION AGENCY na KOICA no nanatanterahana ny fivoriana ho fampahafantarana ireo mpandray anjara nasaina...
Araka ny efa voalaza sy fantantsika fa i Madagasikara dia anisan’ny Firenena mitana ny loha-laharana amin’ny fifampitondrana tsara tantana...
Atrikasa fanofanana hoan’ny fikambanan’ny firaisamonim-pirenena (OSC) sy ny vondrom-piaraha-monina mpanjono madinika mahakasika ny fifanaraham-panjonoana miaraka amin’ny vondrona Eropeanina sy...
Betsaka ny olana hatrehana amin’ny fiovaovan’ny toetrandro, ao koa ny fahaverezan’ny zava-manan’aina ary indrindra ny fahalotoana raha eto Madagasikara,...
Noraisin’Atoa Minisitra MAHATANTE Paubert tao amin’ny birao fiasany teny Ampandrianomby, Antananarivo, anio 18 Jona 2024, ireo ekipa avy ao...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025