Notanterahana tao amin’ny anjery manontolon’ny Maorisy ny fifanakalozan-kevitra teo amin’ireo manam-pahaizana avy ao Maorisy, Madagasikara, Kaomoro ary Japana mahakasika...
Notanterahana tao amin’ny anjery manontolon’ny Maorisy ny fifanakalozan-kevitra teo amin’ireo manam-pahaizana avy ao Maorisy, Madagasikara, Kaomoro ary Japana mahakasika...
Manana morontsiraka 194km ny Faritra Anosy avy ao Sampona ka hatrany Soavary. Ahitana Mpanjono 8.143, mpanangombokatra 139, Orinasa momba ny...
Ny taona 2023 no efa nanasa an’Atoa Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga ny Marokana ary tany Agadir...
Notokanana androany Zoma faha 19 Aprily 2024 ny Biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga (DRPEB) ao Fenoarivo Atsinanana....
Mihatsara hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy ny FAO. Raha tsiahivina dia ny volana Septambra 2022 no nanasa...
Tanterahana mandritra ny roa andro (18-19 Aprily 2024) ao Ampefy, Faritra Itasy, ny fiofanana ho fanatsarana ny fitantanam-bolam-panjakana sy ny...
Notanterahana ny 17 Aprily 2024 tao amin’ny « Hotel Chez Jacky » Ampefy, Kaominina ambanivohitry ny Faritra Itasy, ny atrikasa ho famolavolana...
Ny resaka fanjarian-tsakafo dia mbola olana maneran-tany nohon’ny fitomboan’ny Mponina sy ny fiovan’ny Toetrandro izay samy atrehin’ny Firenena tsirairay. ...
Io no lohahevitra novoaboasan’Atoa Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga satria dia Mpitarika aty amin’ny Faritry ny Ranomasimbe...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025