Ny volana Jona 2014 tany Washington DC no nisy ny fivoriambe voalohany mahakasika ny ranomasina izay notarihin’Atoa John Kerry,...
Ny volana Jona 2014 tany Washington DC no nisy ny fivoriambe voalohany mahakasika ny ranomasina izay notarihin’Atoa John Kerry,...
Ny FIA-MORA na Drafitra ara-tsosialy izay hiarahan’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga (MPEB) amin’ireo orinasa tsy miankina misehatra amin’ny...
Tonga nijery ny fandrosoan’ny asa fananganana ny foto-drafitrasa ZEP teny Tsiafahy A/toa Minisitra MAHATANTE Paubert anio 11 Aprily 2024 notronin’ireo...
Notanterahina androany tao amin’ny Novotel ny fanokafana ny Atrikasa mahakasika ny Jono tsy Manara-dalana tsy Voafanambara ary tsy Voafehin-dalana na...
Fangatahana maro amin’ireo fitarainan’ny mponina ao amin’ny Fkt Marotony, Kaomina Ambanivohitra Bemanevika Ouest, Distrikan’Ambanja, Faritra Diana, no afaka tanterahana raha...
Ravoravo sy velombolo ireo mponina ao amin’ny Fkt Andemby, Kaomina Ambanivohitra Antafiambotry, Distrikan’Ambanja, Faritra DIANA, fa voalohany ho azy ireo...
Toy ny fanao isan-taona dia ny 01 Avril no misokatra ny jono Mahaloky taty Ampansindava, Anjamanoro (Nosy Faly), Distrikan’Ambanja, Faritra...
Tanteraka soa amantsara ny fivoriana izay nihaonan’ireo tompon’andraikitra Voalohany eo amin’ny fitaleavana misahana ny Jono sy ny fampamokarana ny aty...
Fampiroboroboana ny tontolo an-dranomasina ,Fototra hampandrosoana an’i Madagasikara, io no loha-hevitra novoaboasana mahakasika ny sehatry ny Jono nandritra ny loabary...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025