Tanana izay isan’ny ahitana Mpanjono maro ny eto Erakoke, izay tsy lavitra ny Ezanavo. Samy mamatsy trondro an’Ambovombe avokoa...
Tanana izay isan’ny ahitana Mpanjono maro ny eto Erakoke, izay tsy lavitra ny Ezanavo. Samy mamatsy trondro an’Ambovombe avokoa...
Nankatoavin’ny Filan-kevitry ny Ministra omaly 08 Novambra 2023 ny fanavaozana ny fifanarahana mikasika ny fanjonoana lamatra (thons) ataon’ny orinasa...
Ny « Spiruline » dia fanampi-tsakafo izay efa nampiasain’ny zanakolombelona aman’arivo taona lasa izay, indrindra tao Mexique. Zavatra mahasalama ary mandrindra...
Natomboka avy hatrany ny fampiofanana ireo mpitarika ao anaty Koperativa hitantana ny « Complexe de pêche » ao Farafangana ny faha...
Vita soa aman-tsara ilay foto-drafitrasa « Tsenan’ny Fia » eto Ihosy izay ahitana toerana ivarotana trondro manara-penitra misy rano (forage sy...
Dans le cadre de la mise en œuvre de la Coopération Décentralisée Régions Normandie- Atsinanana, la DRPEB ATSINANANA en...
Tonga nandray anjara tamin’ny alalan’ny MPEB ny « World Marine Equipment Conference” notanterahana ny 12 hatramin’ny 15 Oktobra 2023 lasa...
Nitsidika an’Atoa MAHATANTE Paubert, Minisitran’ny Jono sy ny Toekarena Manga, Atoa Frédéric MUIA, Directeur du Bureau de pays de...
Nanatanteraka iraka voalohany asa fanaraha-maso ny jono an-dranomasina tsy ara-dalàna tao amin’ny Faritra Anôsy, ny faha 23 sy ny...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025