Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana ary ny Jono ny fisian’ireo kararan-java-manan’aina isan-karazany. Izany...
Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana ary ny Jono ny fisian’ireo kararan-java-manan’aina isan-karazany. Izany...
Nigadona tao amin’ny seranam-piaramanidin’ny Taolagnaro Atoa Minisitran’ny Jono sy ny Toekarena Manga MAHATANTE Tsimanaoraty Paubert androany 03 Oktobra 2023 hihazo...
Nidina teny ifotony ny Talen’ny Fitaleovam-paritran’ny Jono sy ny Toekarena Manga ao Atsimo Andrefana sy ireo mpiara-miasa aminy nijery...
Ho fandaniana ny volavolan-dalana amin’ny hampiasana ny « horomone » hazahoana zanatrondro lahy ho fampiroboroboana ny fampamokarana ny atirano dia nisy...
Taorian’ny Faritra Diana dia mitohy aty amin’ny Faritra SAVA indray ny fidinana ifotony iarahana amin’A/toa Minisitra MAHATANTE Paubert. Natomboka tamin’ny...
Nifarana omaly 28 Septambra 2023 ny fivoriana tao amin’ny Nosy Maurice mahakasika ny SARCOF andiany faha-27 eo anivon’ireo firenena...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025