Ho fanatsarana sy ho fitananana maharitra ny ireo harena an-dranomamy sy an-dranomasina indrindra ny sehatry ny Jono dia nisy ny...
Ny volana febroary farany teo, taorian’ny fandalovan’ny rivodoza, no namita iraka taty Morombe Atoa Minisitry ny Jono sy Toekarena...
Tanterahina eny amin’ny Zone Forello Tanjombato ny 21 hatramin’ny 24 Septambra 2023 ny Tsenabe Iraisam-pirenena hoan’ny Fambolena sy ny Fiompiana...
Mba hanana atontan’isa mazava momba ny Jono madinika sy ny Fampamokarana ny Atirano, dia niroso amin’ny fanavaozana ny atontan-kevitra nasionaly...
Taorian’ny fiofanana nandritra ny roa herinandro mahakasika ny famorina « vedette » na « Skipper » dia nozaraina ny faha 15 Septambra 2023...
Notanterahana tao amin’ny Espace Dera, Tsiadana, Antananarivo, ny faha 13 Septambra 2023 ny atrikasa fanaovana tatitra ny asa notanterahan’ny...
Tanterahina ny 11 ka hatramin’ny 13 septambra 2023 ao Le Port, Nosy La Réunion, eo anivon’ny « Direction de la...
Tonga nitsidika an’Atoa Ministrin’ny Jono sy ny Toekarena Manga MAHATANTE Tsimanaoraty Paubert tao amin’ny Birao fiasany tao Ampandrianomby, Antananarivo, ny...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025