
Ny Ala Honko no toeram-panatodizana sy fitomboana ary fonenan’ny hazandrano.Ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga (MPEB )miaraka amin’ny Ministeran’ny...

Ny Ala Honko no toeram-panatodizana sy fitomboana ary fonenan’ny hazandrano.Ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga (MPEB )miaraka amin’ny Ministeran’ny...

Manana toe-tany mafana mety amin’ny fiompiana trondro ny faritra Itasy misy ny Kaominina Analavory ,distrikan’i Miarinarivo. Tantsaha niisa 72 mianadahy...

Tontosa ny faha 14 Aogositra 2025 tontolo andro teo tao amin’ny Tranompokonolona Antsenakely ,Kaominina. Ambonivohitra Antsirabe,...

Ny faha 12 Aogositra 2025 teo tao Andalambe, Kaominina Ambanivohitra Maroalomainty ao amin’ny Distrikan’Ambovombe ;...

Ankoatran’ny fiompiana trondro an-dranomamy izay efa mahazatra ny ankamaroan’ny olona sady miroborobo fatratra ankehitriny ; ny Ministeran’ny...

Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue MAHATANTE Tsimanaoraty Paubert

Olana sedraina ary atrehin’ny firenena rehetra ny ady amin’ny Jono tsy manara-dalana , tsy voafanambara ary tsy voafehin-dalana...

Anisan’ny mampahomby ny fiompiana trondro ny endriky ny vohontany satria manamora ny fifehezana ny rano sy ny fanajariana ny toerana...

Nandritra ny fiofanana izay notarihin’A toa Minisitra MAHATANTE Paubert no nahatsapana fa maro amin’ireo vahoaka eto Ambatomainty no tsy Mbola...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025