
Tontosa tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Soanierana Ivongo ny faha 08 Aogositra 2025 teo ny fampiofanana mikasika ny fiompiana trondro maimaimpoana...

Tontosa tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Soanierana Ivongo ny faha 08 Aogositra 2025 teo ny fampiofanana mikasika ny fiompiana trondro maimaimpoana...

Araky ny vinan’A/toa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA dia tsy tokony Hisy intsony ireo Distrika adino amin’ny fampandrosoana sy fampiroboroboana izay...

Mitohy hatrany ny Hetsika fampiroboroboana sy fanapariahana ny teknim-piompiana Trondro eto Madagasikara ka eto amin’ny Distrikan’ny Ambatomainty indray...

Tokantrano manodidina ny 100 no mivelona amin’ny Ranovory lehibe eto amin’ny Fokontany Ambahiva izay Mirefy 200ha any ho any. Manana...

Ilaina ny fifanakalozana traikefa eo amin’ireo mitovy asa atao mba hampivoarana ny fari-piainana sy hahafahana mahazo fomba fijery sy fomba...

Fanamby Hapetraky ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga ny #hanaparitaka ny #teknim_piompiana_Trondro eto Madagasikara. Ankoatr’ireo ezaka ataon’ny fitaleavam-paritra tsirairay...

𝐀𝐤𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐨𝐛𝐨𝐫𝐨𝐛𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐲 𝐫𝐚𝐧𝐨. Taorian’ny fangatahana nataon’Atoa Ben’ny tananan’ny Kaominina Ambodimanga mba hanatanterahana fampiofanana manokana momba ny...

Miomana indray Isika vahoaka rehetra eto amin’ny Distrikan’ny #MORAFENOBE , Faritry Melaky fa anjaranao indray izao no hahazo fampiofanana maimaimpoana...

𝐅𝐢𝐭𝐬𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 #𝐓𝐒𝐈𝐌𝐎𝐊𝐀 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲. Tafatsangana tamin’ny fomba ofisialy ny faha 05 Aogositra...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025