
Fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny ASIEF 2025 izay natao tany Mahajanga. Notontosaina ny faha 01 Aogositra 2025 teo ny fanokafana...

Fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny ASIEF 2025 izay natao tany Mahajanga. Notontosaina ny faha 01 Aogositra 2025 teo ny fanokafana...

Taorian’ny fiofanana nomen’ny DRPEB Ihorombe sy ny ekipany ny faha 21 Jolay 2025 lasa teo mikasika ny fiompiana trondro an-dobo...

HO ANTSIKA TANORA MIANTSEHATRA AMIN’NY #FAMBOLENA SY #FIOMPIANA , HENOY FA METY MAHASOA ANTSIKA NY FIOMPIANA NY #LALITRA #BSF (...

Ny Vondron’olona ifotony VOI no isan’ny tompon’andraikitra voalohany amin’ny fitantanana maharitra ny loharanonkarena misy eo amin’ny VOI miisa 102 avy...

Manomboka ny dingana hametrahana Filankevitra ara-toekarena, ara-tsosialy ary ara-kolontsaina (#CESC) i Madagasikara. Ity Filankevitra ity dia natao hanomezana sehatra ahafahan’ny...

Azo anaovana fiompiana trondro avokoa ny toerana rehetra na an-drenivohitra na ambanivohitra saingy ilaina ny fiofanana hampahomby azy.Araka izany dia...

tao mandritry ny 10 andro ny fanarenana ireo vata fampangatsiahina mandeha amin’ny herin’ny masoandro « congélateurs solaires » ao Ambalabe,...

Amin’izao ankatoky ny fanomanana ny fandraisana ny fihaonana an-tampony faha 45 ‘ny #SADC izao dia nandray anjara tamin’ny Hetsika asa...

Ste Augustin, Vatomandry . Tanora Vao erotrerony i R/toa Joceline dia efa manana ny asa fandraharana izay mampiavaka azy manokana...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025