
Notanterahina ny faha 28 jolay ka hatramin’ny 01 aogositra 2025 tao Ampefy, Faritra Itasy ny atrik’asa fanka-kevitra, fandinihana ireo volavolan-didim-pitondrana...

Notanterahina ny faha 28 jolay ka hatramin’ny 01 aogositra 2025 tao Ampefy, Faritra Itasy ny atrik’asa fanka-kevitra, fandinihana ireo volavolan-didim-pitondrana...

Ny masoandro mody no nampalahelo Raha ny fahavitrihan’ireo vahoaka Tonga nanatrika ny fampiofanana fiompiana trondro androany Teto Ambodivoananto. Tsy niandry...

Efa Tafapetraka soamatsara ny foto-drafitrasa izay entina hamokarana zana-trondro eto amin’ny Distrikan’ny Vatomandry izay ZEP faha 20 izay hapetraky ny...

Eto Amin’ny Distrikan’ny Vatomandry indray hanohizan’A/toa Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga ny fidinana ifotony izay entina hampiroboroboana ity...

Tanjon’ny Fonds Malgache de Formation Professionnelle (FMFP) na Tahiry Famatsiam-bola Malagasy ho Fampiofanana ny Mpiasa ny hiantohana ny mpiasa hanana...

Bemiridana izay zava-maniry mitsingevana ka manakana ny fampandrosoana ny sehatry ny jono ao amin’ny faritr’i Vakinankaratra noho ny fitomboany haingana...

Fampiofanana mahakasika ny fanodinana ny hazadrano ho azo tehirizina. Tontosa tao amin’ny Fkt Maroloha nandritra ny hateloana ny faha 26...

Efa-bolana eo izay no nampihodina ny ZEP na « Zone d’Emergence Piscicole » ao Ivakoana, Marofarihy, Manakara. Ankehitriny dia efa...

Notanterahina ny faha 11 ka hatramin’ny 31 jolay 2025 teo ny « Séminaire sur la promotion de l’Aquaculture pour les Pays...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025