
Ampandrianomby, 24 Novambra 2025. Tontosa tamim-pirahalahiana ny famindram-pitantanana teo amin’ny Sekretera Jeneraly teo aloha sy ny sekretera jeneraly vaovao eto...

Ampandrianomby, 24 Novambra 2025. Tontosa tamim-pirahalahiana ny famindram-pitantanana teo amin’ny Sekretera Jeneraly teo aloha sy ny sekretera jeneraly vaovao eto...

Ho fampiroboroboana ny sehatry ny fampamokarana ny atirano dia mitohy hatrany ny fanomezana ny fampiofanana mikasika ny fiompiana trondro tao...

Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny fanaraha-maso ny jono ny fandraisana anjaran’ny vondron’olona eny ifotony.Zava-dehibe araka izany ny fampiofanana azy...

Ny Fikambanana V.O.I MATEZASOA ao amin’ny Fkt Mafiovy-Korao, kaominina Trangahy, Distrikan’ Antsalova indray no VOI faha roa nanamafy ny fiarovana...

Mpiasam-panjakana efa misotro ronono no nisafidy ny fiompiana trondro ho ataony ho asa fototra sy fivelomana no notsidihan’ny ekipan’ny Fitaleavam-paritry...

Miara-miasa ny fanjakana sy ny fiangonana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga MPEB ho fampiroboroboana ny sehatry ny...

Mandritra izao vanim-potoana fikatonan’ny Jono izao dia nanatanteraka fidinana ifotony tao amin’ireo Kaominina maro samihafa ao anatin’ny Distrikan’i Maevatanana ny...

Kaominina anisan’ny sarodalana ao anatin’ny distrikan’Ambositra ny kaominina Ambinanindrano.Tsy nahasakana ny ekipan’ny Fitaleavam-paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga DRPEB...

Anisan’ny seha-pihariana manan-danja ho an’ny toekarena Malagasy sy antom-pivelomana ho an’olona maro an’isa ny jono madinika. Manoloana izany dia tsy...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025