Ankoatry ny sehatr’asa izay ataon’ireo ao amin’ny toby miaramila Dia Vonona ny hiditra amin’ny asa fiompiana trondro ihany koa izy...
Ankoatry ny sehatr’asa izay ataon’ireo ao amin’ny toby miaramila Dia Vonona ny hiditra amin’ny asa fiompiana trondro ihany koa izy...
Mitombo hatrany ireo olona Liana amin’ity seham-pihariana fiompiana trondro ity , Anisan’izany A/toa Feno Veloson , namorona ny fikambanana fenomaintso...
Mitohy hatrany ny ezaka hataon’ireo Fitaleavam-paritry ny Jono sy Toekarena Manga (DRPEB) amin’ny alalan’ny fanentanana ho amin’ny fampiroboroboana ny sehatry...
Araka ny fangatahan’ny Commandant de Bataillon d’ infanterie ny Tafika eto Manakara (CMBIM) dia notontosaina ny faha 02 mey 2024...
Araka ny fangatahan’ny Commandant de Bataillon d’ infanterie ny Tafika eto Manakara (CMBIM) dia notontosaina ny faha 02 mey 2024...
Nisokatra ny 01 Mey 2024 ny Jono « Sardine » tao amin’ny Faritra SAVA, rehefa nikatona nanomboka ny 08 Oktobra 2023....
« Masque à tuba » sy « Palme » miisa 100 isa avy no nisitrahan’ireo mpikambana ao anaty fikambanan’ny mpanjono miisa 9 ao...
Taorian’ny fanatrehan’Atoa Minisitra MAHATANTE Paubert ny fivoriana mahakasika ny resaka fanjarintsakafo aty Afrika niarahana tamin’ny FAO sy ny fanjakana...
Miisa 310 isa avy amin’ny fokontany 14 tao an-toerana no resy lahatra amin’ny fiompiana trondro karpa an-tanimbary. Ny tanjona amin’izy...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025