Nisy ihany koa ny fitsidihana ny Orinasa MAPROSUD izay niarahana tamin’Atoa Ministra MAHATANTE Paubert sy ny ekipa avy eo...
Orinasa iray misehatra amin’ny fikirakirana « zanaka amalona » (civelles) no notsidihan’Atoa Minisitra MAHATANTE Paubert ny faha 09 Desambra 2023 niaraka...
Mitentina 2.791.900.000 Ariary ny vola nampidirin’ny seham-pihariana Drakaka tao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ho an’ny taona 2023 raha 704.600.000 Ariary izany...
Durant la 2ème journée de la réunion en date du 05 décembre 2023 dernier, l’ordre du jour a été...
Ny « Pew charitable trusts » dia misehatra amin’ny resaka haitondra (gouvernance) momban’ny ranomasina maneran-tany. Namaly ny fanasana izay...
Le Groupe de négociations sur les règles de l’Organisation Mondiale du Commerce (OMC) se regroupe à nouveau pour la...
Nidina tao amin’ny toeram-pamokarana lomotra na « Spiruline » ny avy ao amin’ny Fitalehavam-paritrin’ny Jono sy ny Toekarena Manga ny Faritra...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025