
Fanentanana mikasika ny fikatonan’ny jono andranomamy. Miovaova isam-paritra ny fotoana ikatonan’ny fotoam-panjonoana andranomamy araka ny voalazan’ny didim-pitondrana navoakan’ny...

Fanentanana mikasika ny fikatonan’ny jono andranomamy. Miovaova isam-paritra ny fotoana ikatonan’ny fotoam-panjonoana andranomamy araka ny voalazan’ny didim-pitondrana navoakan’ny...

Notanterahina ny 05 oktobra 2025 ny fandraisana vonjimaika ny fotodrafitrasa “Zone d’Emergence Piscicole (ZEP)” ao Manatantely izay tetikasa lehibe anankiray...

Notanterahina ny 02 Oktobra 2025 teo tao amin’ny farihin’ Amparihilava, ao amin’ny Fkt Ambalambakisiny, Kaominina Ambanivohitra Andranofasika, Distrikan’i Ambato Boeny,...

Tontosa ny faha-29 Septambra ka hatramin’ny faha-05 Oktobra 2025 lasa teo ny fitsidihana sy fidinana ifotony natao tao amin’ny Kaominina...

Tontosa androany, 04 Oktobra 2025, tao amin’ny Tranompokonolona Ambohitsilaozana, distrikan’Ambatondrazaka, ny fampiofanana natokana ho an’ireo tanora sy ireo olona liana...

Misy karazany roa ny lamatra (thon neretique izay kely kokoa sy azontsika malagasy satria mandalo @ sisin’ny morontsiraka...

Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny avy ao amin’ny DRPEB Ihorombe # sy ny ekipany tqmin’ny fanatontosana ny fampiofanana manokana ho...

Arrêté portant fermeture annuelle de la Pêche Continentale 2025

Arrêté mamaritra ny fanakatonana ny fanjonoana andranomamy sy an-drano matsaboka 2025
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025