Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

Bealanana, Faritra Sofia
FAMPIOFANANA FIOMPIANA TRONDRO

Mankasitraka antsika vahoakan’ny Bealanana tamin’ny fandraisana makotroka izay tena nanehoanareo ny fahavononanareo fa hisehatra amin’ny fiompiana trondro . Resy lahatra ihany koa Isika fa anisan’ny kitro hifaharan’ny fampandrosoana ara-toekarena eto Madagasikara ity sehatra iray ity ka araraotina ny fotoana rehetra ahafahana mianatra sy mampihatra izany avy hatrany Rehefa misy ny hetsika fampiofanana maimaimpoana toy izao .
Hirariana arak’izany fa hitombo Ary hiroborobo ny asa Fiompiana trondro eto amin’ny Distrikan’ny Bealalana Ary hanenika eraky ny Faritra Sofia sy Madagasikara manontolo
MANKASITRAKA
eu-ua.org
kidstravel2.com
oren-sarmats.ru