Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

Faritra SAVA
Fivoarina niarahana tamin’ireo mpiompy trondro sy mpanjono.

Ho fanamafisana ny fanentanana amin’ny hitantanana maharitra ireo harena an-dranomamy dia nisy ny fivoariana niarahan’ny DRPEB SAVA tamin’ireo ny solontenan’ireo mpiompy trondro ( cages flottantes), ny mpitarika ireo fikambanan’ny mpanjono an-dranomamy any an-toerana ny 19 Jona 2025.
Tapaka nandritra izany fivoarina izany fa maro ireo asa ho tanterahina toy ny:
-fanentanana any amin’ireo Radio sy manerana ireo tananan’ny mpanjono amin’ny tsy hampiasana ireo fitaovana tsy manara-dalàna(lay, ramikaoko, fankamamo laoko…),
– fitsirihana any amin’ny toerana fanjonoana.
– ny fampiofanana ny fiompiana trondro.
eu-ua.org
kidstravel2.com
oren-sarmats.ru