
Samy manana ny fotoana fikatonan’ny jono amin’ny fotoana voafetra ny faritra tsirairay eto Madagasikara. Mandritra io fotoana io...

Samy manana ny fotoana fikatonan’ny jono amin’ny fotoana voafetra ny faritra tsirairay eto Madagasikara. Mandritra io fotoana io...

Tsy mijanona amin’ny fanohanana ny TGRH (Transfert de Gestion des Ressources Halieutiques) ihany ny ONG Blue Ventures, fa mbola manao...

Tontosa tao amin’ny Lycee Technique, Distrikan’ny Taolagnaro, Faritra Anôsy ny faha 30 Aogositra 2025 ny fampiofanana...

Ny fahaiza-mifehy ny teknika momba ny sakafo,ny rano ary ny kalitaon’ny zana-trondro no miantoka ny fahombiazan’ny fiompiana trondro.Toeram-piompiana...

Ho fandrindrana sy Famahana ny olan’ireo Mpanarato eto Soalala dia namaly ny antson’izy ireo A/toa Minisitry ny Jono sy ny...

Ny ESGN na ny Sekoly Ambonin’ny Zandarimariam-pirenena ao Moramanga dia manohy ny ezaka lehibe amin’ny fiompiana...

Faly sy ravo ireo solontenan’ny Mpanjono izay Tonga nifanakalo tamin’A/toa Minisitra satria vao Voalohany tokoa...

Ny fampiasana ny malira na ireo harato misy ody moka dia Anisan’ny fahavalon’ny fanjonoana , Mbola misy...

Ny rohivoahary voakajy sy voaaro no afaka mamokatra hazandrano maro sy salama.Nisy araka izany ny fanofanana sy fitantanana ireo polisindrano...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025